|
|
|
|

Entrée1  senoka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy
Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy.
Dérivés 
4  Verbes passifs :
Synonymes  5  senotsenoka

Anagrammes  6  asenok, kesona, konesa, senoka

Mis à jour le 2020/07/31