|
|
|
|

Entrée1  sendaotra
Mots élémentaires  2  sendra, loatra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny
Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina.
5  [1.13] misafoaka, tezitra mafy
Explications en français  6  [1.3] Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel
7  [1.13] furieux, irrité
Exemples  8  [1.437#] Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra;
9  [2.298#] Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana?
10  [2.528#] Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra.
Vocabulaire  11  Emotions
Dérivés 
12  Verbes passifs :
13  Adjectifs :
Autres orthographes  14  sendoatra

Anagrammes  15  asendaotr, asondreta, sendaotra, sendoatra

Mis à jour le 2025/01/21