Entrée | sembo | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | [Bezanozano] Fitafiana, lambam-behivavy [1.78] | |||
[Sihanaka] Lamba [1.78] | ||||
[Tanala] Fitafiana, lamba, akanjo [1.78] | ||||
Akanjo betsimisaraka vita amin' ny lamba izay zairina atohy amin' ny ambainy roa ka lasa toa lasaka misy vavany roa [1.1] | ||||
Vocabulaire | Economie: vêtements | |||
Dérivés |
| |||
Anagrammes | sembo, sombe |
Mis à jour le 2020/07/31 |