Entrée sekoly
Partie du discours nom
Définition malgache Trano fianarana: Misy sekoly telo ao an-tanànanay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a school [Hallanger 1973]
Définition française école [Hallanger 1974]
Exemples 
1Toa hatsangana, hono, ny sekoly maro ary holavorariana ny trano fitsaboana maro isan-karazany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 142]
2Noroahina tao amin' ny sekoly aho. [Andraina: Mitaraina, page 250]
3Teo Ambohijatovo avaratra ny sekoly; [Ravelomanana: Lalana, page 28]
Vocabulaire 
Origine Anglais: school.
Autres orthographes 

2015/10/02