|
|
|
|

Entrée1 savaranonando
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Lahateny am-bava na an-tsoratra entina manolotra sy mamariparitra mialoha ny tena votoatin-dresaka ao amin' ny boky na ny lahatsoratra. [1.62#918]
Explications en anglais  4 preamble [3.1]
Explications en français  5 préambule [1.13]
Exemples  6 ary ny savaranonando dia manoritra mazava ny soatoavin' ny vahoaka malagasy, dia ny fihavanana sy ny finoana an' Andriamanitra Andriananahary. [4.27#]

Mis à jour le 2025/09/12