| Entrée | 1 savana |
| Radical | 2 sava |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita.
5 Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana. 6 Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to be cleared; to be closely inspected.
[1.7] |
| Explications en français |
8 qu'on examine de près, qu'on éclaircit.
[1.8] |
| Exemples |
9 Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana:
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 14 savana, 15 vasaña |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|