Entrée sasanangy
Partie du discours nom
Définition malgache ampahatelon'ny ariary taloha, izany hoe lasiray sy kirobo sy lavoamena (1 Fr 60). [Rajemisa 1985]
Définition française le tiers d'une piastre [Abinal 1888]
 un terzo di piastra. [Profita 1969]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Vary iray raha mora ny taona, dia sasanangy; [Callet: Tantara]
Citations 

2013/06/11