|
|
|
|

Entrée1  saroro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny [1.1]
Explications en français  4  cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder [1.3]
Exemples  5  Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany. [2.69#]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :
10  Adjectifs :
Autres orthographes  11  sarory, sororo
Synonymes  12  safary
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot saroro

Mis à jour le 2021/10/13