|
|
|
|

Entrée1  saro-kenatra
Mots élémentaires  2  sarotra, henatra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy
Explications en anglais  5  [1.7] Very bashful
Explications en français  6  [1.3] Timide, qui se déconcerte, rougit facilement
7  [1.8] Très timide par honte
8  [1.13][sarokenatra] timide
Synonymes  9  menamenatra

Mis à jour le 2023/05/18