Entrée sarety
Partie du discours nom
Explications en malgache Kalesy tarihin' ny olona (saretintanana) na tarihin' ny omby miditra anaty jioga: Ariary zato ny zezika iray sarety. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a bullock-cart [Hallanger 1973]
Explications en français charrette [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
sarety
saretiko
saretinao
saretiny
saretintsika
saretinay
saretinareo
saretin'
saretin-
saretim-
-tsarety
-tsaretiko
-tsaretinao
-tsaretiny
-tsaretintsika
-tsaretinay
-tsaretinareo
-tsaretin'
-tsaretin-
-tsaretim-
Origine Français: charrette.
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Voatandriny fatratra tokoa ny saretin-dRabe [Rakotozafy: Ratsimba, page 28]
2Namidin' I Dada ny ombon-tsaretiny roa lahy [Andraina: Mitaraina, page 158]
3Sarety iray feno ravi-pary sy fary tarihin' omby roa no miditra ny tanàna. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 14]
Citations 
Illustrations 

Mis à jour le 2020/08/23