Entrée sareraka (reraka)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra mibarera ary mitaritarika, toy ny elatry ny vorona anan' ny hafanana, na ny lamba tafina miroraka fa tsy misampina tsara. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2009/06/21