|
|
|
|

Entrée1  sarahina
Radical  2 saraka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Tsy akambana, hatahina mba tsy hikambana, avahana: Tokony hosarahina amin' ny ahidratsy ny vary.
5 Tsy avala hiaraka, tsy ampiarahina: Taloha nosarahina tany am-pianaranany zazalahy sy ny zazavavy.
6 Ahataka: Saraho ireo ankizy miady ireo.
7 Faritana: Sarahin' ny renirano iray ireo faritany roa ireo.
8 Elanelanina: Sarahin' ny tendrombohitra roa ambin' ny folo isika nefa tsy mifanadino. [1.1]
Explications en anglais  9 to be separated. [1.7]
Explications en français  10 qu'on sépare. [1.8]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Anagrammes  15 sahirana, 16 sarahina, 17 sarihana

Mis à jour le 2025/09/12