| sans  |
fahatany | sans cause ~ sans cause, en vain, inutilement |
miholitse | sans écorce (être) ~ Etre sans écorce |
tsy hita lany | sans fin ~ sans fin |
na dia ... aza | sans ~ sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) |
raha tsy | sans ~ sans: Raha tsy hianao, tsy nahazo raharaha aho (Sans vous, je n'aurais pas été placé) |
tsy a- | sans |
tsy | sans |
tsy manana | sans ~ sans: Tsy manam-bola izy (Il est sans argent) |
tsy misy | sans ~ sans: Taratasy tsy misy sonia (Une lettre sans signature) ~ sans: Ny mandavo tsy misy loza dia mandresy tsy amim-boninahitra (À vaincre sans péril, on triomphe sans gloire) [Corneille] |
rano aidina | sans hésitation ~ Bien et sans hésitation: Rano aidina raha hiteny (Parler bien ot sans hésitation) |
baka lany sahaza | sans pareil ~ sans pareil |
tsy misy antony | sans rime ni raison ~ sans rime ni raison |
maty fieritreretana | sans scrupule ~ amoral, sans scrupule |
dananaka | sans-souci ~ Un sans-souci, apathique, indolent qui a l'air hébété, la bouche béante |
dararaka | sans-souci ~ Nonchalant, sans-souci, niais, nigaud |
doraraka | sans-souci ~ Nonchalant, sans-souci, niais, nigaud |
tsy misy vidiny | sans valeur ~ sans valeur (à distinguer de maimaimpoana, donné gratuitement) |