| Entrée | 1 sangongo |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Trafo amin'olona.
[Bezanozano]
[1.78] 4 trafo. [Sihanaka] [1.78] 5 Fitangoronana maro be (toy ny zanak' akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo. 6 Antontan-javatra. 7 Ireo kitro fahita amin' ny soroky ny mpilanja filanjana. [1.1] |
| Explications en français |
8 réunion d’un grand nombre, comme des poussins, des enfants auprès de leur mère, groupe de fourmis, essaim d'abeilles, monceau d’objets, durillon qui se iorme sur les épaules des porteurs..
[1.3#576] |
| Exemples |
9 Ny sangongo dia trafo eo amin' ny olona iray, ahalalana azy fa tsanganan-javatra ka hanajana azy.
[2.245#]
|
| Dérivés |
|
| Synonymes | 20 tangongo, vangongo |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|