|
|
|
|

Entrée1  sandrana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 [Tanala] (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [1.78]
4 [Antambahoaka] Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena [1.1]
5 Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina [1.1]
Vocabulaire  6  Croyances
Synonymes  7 sandra
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/02/20