Entrée samy
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy [1.1]
Explications en anglais Both, each, every one [1.7]
Explications en français Chacun, l'un et l'autre [1.8]
Exemples 
1Samy manana ny tiany. [2.296]
2Samy naka aina aloha. [2.4]
3Samy tia, samy manina. [2.69]
Morphologie 
Simple : samy
Préfixée : -tsamy
Impératif : samia
Mots composés 
Tableaux et planches tous les pronoms

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11