|
|
|
|

Entrée (1/2)1 sampona
Partie du discours  2 nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona
Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [1.1]
Explications en anglais  4 a hindrance
hindered [1.7]
Explications en français  5 empêchement
empêché [1.8]
Exemples  6 Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona. [2.324]
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)13 sampona
Partie du discours  14 nom
Explications en malgache  15 Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona [1.1]
Explications en anglais  16 malformed offspring [1.7]
Explications en français  17 enfant mal formé, monstre [1.8]
Tous les mots composés  185 combinaisons de ce mot

Anagrammes  19 sampano, 20 sampona

Mis à jour le 2025/11/02