Entrée sampon > sampo
Partie du discours nom
Explications en français  [Vezo] Contretemps, extraordinaire, difformité, handicap, monstre naturel, nouveauté  - > biby, hanja, jimobe, kokolampy, kombo [1.68]

Entrée sampon > sampo-
Partie du discours forme morphologique de sampona

Entrée sampon > sampona
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona
Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [1.1]
Explications en anglais A hindrance
Hindered [1.7]
Explications en français Empêchement
Empêché [1.8]
Exemples Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona. [2.324]
Dérivés 
Proverbes 

Entrée sampon > sampona
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona [1.1]
Explications en anglais Malformed offspring [1.7]
Explications en français Enfant mal formé, monstre [1.8]
Mots composés 

Anagrammes 