Entrée sambosy
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-tsakitsaky izay toy izao no famboatra azy: alaina ny hena voatoto masaka, afangaro amin' ny tongolo, persily..., dia fonosina takelaka lafarina manify dia manify, ary dia endasina [1.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31