Entrée | 1 samborina |
Radical | 2 sambotra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Enjehina: Nosamboriko ilay vorona fa tsy azoko 5 Raisina: Nosamborin' ny Polisy ilay mpangalatra 6 Indramina (raha vola no tenenina, izany hoe mbola honerana): Ariary zato no nosamboriny tatỳ amiko omaly [1.1] |
Explications en anglais |
7 to be captured; to be borrowed (when the thing borrowed is to be replaced , as with rice or money) [1.7] |
Explications en français |
8 qu'on fait prisonnier; qu'on emprunte (quand l'article emprunté sera remplacé, comme le riz ou l'argent) [1.8] |
Exemples |
9 Fa izay azo samborina no samborina, dia ireo mpiantoko tamin' ny tany sola rehetra. [2.472] |
Morphologie |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot samborina |
Anagrammes | 16 isamboran, nasambori, nisambora, rambosany, Sambirano, samborina |
Mis à jour le 2023/01/20 |