Entrée samborina (sambotra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enjehina: Nosamboriko ilay vorona fa tsy azoko
Raisina: Nosamborin' ny Polisy ilay mpangalatra
Indramina (raha vola no tenenina, izany hoe mbola honerana): Ariary zato no nosamboriny tatỳ amiko omaly [1.1]
Explications en anglais To be captured; to be borrowed (when the thing borrowed is to be replaced , as with rice or money) [1.7]
Explications en français Qu'on fait prisonnier; qu'on emprunte (quand l'article emprunté sera remplacé, comme le riz ou l'argent) [1.8]
Exemples Fa izay azo samborina no samborina, dia ireo mpiantoko tamin' ny tany sola rehetra. [2.472]
Morphologie 
Présent : samborina, samboriko, samborinao, samboriny, samborintsika, samborinay, samborinareo, samborin', samborin-, samborim-, sambori-
Passé : nosamborina, nosamboriko, nosamborinao, nosamboriny, nosamborintsika, nosamborinay, nosamborinareo, nosamborin', nosamborin-, nosamborim-, nosambori-
Futur : hosamborina, hosamboriko, hosamborinao, hosamboriny, hosamborintsika, hosamborinay, hosamborinareo, hosamborin', hosamborin-, hosamborim-, hosambori-
Impératif : sambory
Phytonymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20