|
|
|
|

Entrée (1/3)1 sambatra
Partie du discours  2 adjectif
Explications en malgache  3Miadana, tsy manan-java-mahory, tretrika: Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy.
4Miadan-tsaina, milamin-tsaina, finaritra: Sambatra izany fianakaviana mifankatia izany.
5Mananjara, tsara vintana, ambinina: Sambatra izy nahazo vady hendry. [1.1]
Explications en anglais  6blessed, happy. [1.7]
Explications en français  7heureux, béni. [1.8]
Exemples  8 Nahatsiaro ho sambatra ery izahay mianakavy nony nandry voalohany tamin' ny tranonay vaovao. [2.472]
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Tous les mots composés  12sambalahy
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)14 sambatra
Partie du discours  15 nom
Explications en malgache  16fora, famorana. [Tambahoaka, Tanala] [1.78]
17Famorana zaza mitambatra amim-pomba lehibe, izay fanao isaky ny fito taona, izany hoe ny zazalahy rehetra teraka ao anatin' ny fito taona dia atambatra hatao hasoavana amin' io andro iray io. [Taisaka] [1.1]
Explications en français  18circoncision. [1.13]
Analogues  19 didiampoitra, 20 fora, 21 foza, 22 hasoavana, 23 savatse, 24 tapakanake

Entrée (3/3)25 sambatra
Partie du discours  26 nom
Explications en malgache  27Fahandro katsaka amin' ny babiny, na mangahazo lena atao tetika lava. [1.1]

Mis à jour le 2025/11/02