Entrée salisaly (saly)
Partie du discours nom
Définition malgache Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin' ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin' ny alalan' ny setroka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes saly

2009/08/18