|
|
|
|

Entrée1  salady
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Botanique
Explications en malgache  4  Karazan' anana vahiny mitovitovy amin' ny laisoa fa kely, asiana menaka sy vinaingitra na ranom-boasary makirana dia hanina manta [1.1]
Explications en anglais  5  Salad greens, lettuce [1.7]
Explications en français  6  Salade, laitue [1.8]
7  (du français salade). Nom des plantes consommées en salade, c'est-à-dire crues et assaisonnées à l'huile et au vinaigre. Surtout la laitue : Lactuca sativa L. (Asteraceae). Nom déjà mentionné par Malzac. Voir aussi anamanta. [1.196]
Exemples  8  Ny toe-pahasalamany aza efa mahonena dia mbola heverina ihany ireny olona ireny fa afaka mandany ny hany hery sisa ananany hamboly salady na zeranioma eo amina tany nampindramina azy herinandro vitsivitsy fotsiny. [1.369#]
Nom scientifique 

Mis à jour le 2020/10/13