Entrée sakeli-mihoa-joro (helika, hoatra, zoro)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa) [Rajemisa 1985]
Citations 

2009/02/23