|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sakany
Partie du discours  2  forme morphologique de sakana
Explications en malgache  3 Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany
4 Habe salasalany, antonintoniny [1.1#850]
Explications en anglais  5 the width [1.7]
Explications en français  6 largeur [1.8]
Exemples  7  Efa tonta ihany ilay varavarana ka takela-kazo sahabo ho iray zehy sakany sy roa halavany no azo nakisaka hijereny ny ati-trano. [2.470]
Vocabulaire  8  Espace

Entrée (2/2)9  sakany
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11 Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy
12 Salasalany, atriatry: Sakan-karona. [1.1]
13 Vantotr' ombivavy afa-miteraka [Betsileo] [1.1#1019]
Vocabulaire  14  Espace
Synonymes  15 andranarivavy, vatony

Anagrammes  16 kinasa, 17 ñasika, sakany, 18 sañaky, sanaky

Mis à jour le 2025/11/26