|
|
|
|

Entrée1  sakanana
Radical  2  sakana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Fefena: Nosakanan' ny tompony vato be ny fidirana ao anaty sahany
5  Tohanana tsy avela handeha, tsy avela hiditra: Nosakanan' ny polisy tsy hiditra ny ankizy latsaky ny telo ambin' ny folo taona
6  Rarana: Nosakanan-drainy ny fanambadian' i Soa ka tsy raikitra
7  Tohanana, atao izay tsy haharaikitra: Nosakanan' i zoky ilay tranonay eny Ambohimanarina saika hamidy
8  Ajanona: Nosakanany teny an-dalana aho mba hilazany izany vaovao izany [1.1]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20