Entrée saikatra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [Rajemisa 1985]
Définition anglaise hesitant, undecided [Hallanger 1973]
Définition française qui hésite; [Hallanger 1974]
Dérivations 
Synonymes saikatsaikatra
Exemples "Saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy [Andraina: Mitaraina]

Entrée saikatra
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Tambahoaka] vositra, voavositra: omby saikatra [Rakotosaona 1972]
 Enti-milaza ny omby vositra
¶ Sarindahy [Rajemisa 1985]

2012/06/12