|
|
|
|

Entrée1  sahanina
Radical  2 sahana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara [1.1]
Explications en anglais  5 to be faced up to [1.7]
Explications en français  6 (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux) [1.3#557]
7 à quoi on fait face [1.8]
Exemples  8  Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés  13  2 combinaisons de ce mot

Anagrammes  sahanina, 14 Sahinana

Mis à jour le 2025/12/08