Entrée sahabo
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa eo ho eo fotsiny: Sahabo ho valo kilaometatra avy eto no misy ny tanànanay
Mitovy hevitra: tokony ~ tokotokony ho [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   about, approximately; cf. tokony; sahabo ho fito (about seven) [Hallanger 1973]
Définition française   à peu près, environ ; sahabo ho fito (environ sept) [Hallanger 1974]
Exemples   Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Dérivations  

Entrée sahabo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sihanaka] anton-dia, kabary [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2017/06/30