Entrée | safotra | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Définition malgache | Rendrika ao anaty...; tototra ao anaty...: Safotry ny rano ny tanimbolinay tamin' ny fahavaratra lasa tao ¶ Feno, rakotra, tototra, henika: Safotry ny hafaliana ny reniko nahita ahy tafaverina ¶ Safokenatra izy namakivaky ireo olona maro be teo an-tokotaniny ¶ Tsy mahatsiaro tena na very saina noho ny fangirifiriana vokatr' aretina na noho ny fihetsehampo be loatra: Notenenin-drainy mafy izy dia safotrafoana tao. á [Rajemisa 1985] | |||
Traduction anglaise | flooded; confused; overcome or faint [Hallanger 1973] | |||
Traduction française | submergé, inondé: Safotra ny tanimbarinay (Notre rizière est submergée) ¶ couvert, enduit: Safotry ny menaka ny lohany (Sa tête est enduite de trop de graisse) ¶ couvert de honte: Safotry ny henatra izy (Il est couvert de honte) ¶ accablé: Safotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse) ¶ comblé: Safotry ny hafaliana izy (Il est comblé de joie) ¶ interdit: Nony vao noteneniko izy dia safotra foana teo (À peine l'eus-je réprimandé qu'il fut tout interdit) ¶ qui a la tête lourde et étourdie: Safotra be ihany izy noho ny herin' ny tazo (Il est tout étourdi par une forte fièvre) [Abinal 1888] | |||
inondé ¶ confus ¶ qui s'évanouit [Hallanger 1974] | ||||
Dérivations |
| |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Exemples | niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. [Rakotonandrasana: Tantsaha] | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |