|
|
|
|

Entrée (1/2)1  safosiaka
Mots élémentaires  2  safo, siaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy
Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao
Mots composés 

Entrée (2/2)6  safo siaka
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8  [1.1] (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena

Anagrammes  9  safosiaka, safo siaka

Mis à jour le 2023/08/01