|
|
|
|

Entrée1  safononoka
Partie du discours  2  adjectif
Mots élémentaires  3  safotra, nonoka
Explications en malgache  4  [1.1] Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny
Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena
Explications en anglais  5  [1.7] [safo-nonoka] brimful (of a river in spate)
Explications en français  6  [1.3] [safo-nonoka] plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein
7  [1.8] [safo-nonoka] plein jusqu'au bord

Mis à jour le 2025/07/29