|
|
|
|

Entrée1  safononoka
Mots élémentaires  2 safotra, 3 nonoka
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5 Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny
6 Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena [1.1]
Explications en anglais  [safo-nonoka] 7 brimful (of a river in spate) [1.7]
Explications en français  [safo-nonoka] 8 plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein [1.3]
[safo-nonoka] 9 plein jusqu'au bord [1.8]

Mis à jour le 2025/09/12