Entrée | 1 safoina |
Radical | 2 safo |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy 5 Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana 6 Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 fisaona, fosaina, ifosana, safoina |
Mis à jour le 2023/01/05 |