Entrée safoina (safo)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy
¶ Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana
¶ Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina [Rajemisa 1985]
Morphologie 
safoina
safoiko
safoinao
safoiny
safointsika
safoinay
safoinareo
safoin'
safoin-
safoim-
safoi-
nosafoina
nosafoiko
nosafoinao
nosafoiny
nosafointsika
nosafoinay
nosafoinareo
nosafoin'
nosafoin-
nosafoim-
nosafoi-
hosafoina
hosafoiko
hosafoinao
hosafoiny
hosafointsika
hosafoinay
hosafoinareo
hosafoin'
hosafoin-
hosafoim-
hosafoi-
safoy
Citations 

2010/05/14