Entrée safidim > safidy (fidy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
¶ Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais choice. [Richardson 1885]
 freedom of choice [Hallanger 1973]
Explications en français liberté de choix [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée safidim > safidim-po (fidy, fo)
Partie du discours locution
Explications en malgache sitraky ny fo, danin' ny kibo [Rajemisa 1985]
Explications en anglais same as safidy [Richardson 1885]