Entrée safidim > safidy (fidy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
¶ Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise choice. [Richardson 1885]
 freedom of choice [Hallanger 1973]
Définition française liberté de choix [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations