Entrée sady
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache Ary koa: Tsara sady mafy ity hazo ity
Fanampian' izany, tsy izany ihany fa ...: Mahafinaritra ahy ny volon' io hazo io, sady mora ny vidiny [1.1]
Exemples 
1Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4]
2hoy izy sady mihinana ihany. [2.470]
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/02