Entrée | sabodika | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Fanakorontanana, fikorontanana; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika sy hampifandiso amin' izay tena izy sy marina; fifandisoana sy fifangaroan' ny teny sy ny zavatra atao [1.1] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |