Entrée sabaka (baka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fampihatahana na fampanalavitana ny tongotra roa
¶ Ilazana ny hazo misampana roa
¶ anaran-tsilalaon' ankizy izay misy efitrefitra ka asabaka ny tongotra roa mba tsy hanitsaka ny soritra mampisaraka ireo efitrefitra ireo. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a straddling; the opening of a compass [Hallanger 1973]
Définition française action ou état d'être ouvert comme un compas [Hallanger 1974]
Dérivations 

2013/06/10