Entrée rovita > rovitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [1.1]
Proverbes 

Entrée rovita > rovitra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina
Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana
Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [1.1]
Explications en anglais Torn [1.7]
Explications en français Déchiré [1.8]
Morphologie 
Impératif : rovita
Dérivés 
 
Synonymes triatra ~ riatra ~ mitsiaka ~ mitsiatsiaka ~ mitriatra ~ mitsefaka ~ misalasalaka ~ tataka ~ tata-bitrana ~ kotika ~ rota ~ rotika ~ mivorikitsay ~ tsy misy hitomboham-pilo
Mots composés 
Hyponymes Rovitr' akanjon i Denise (Rapatsalahy Paul)
Proverbes 

Anagrammes