Entrée rotaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanehoana tsy fahafaliana ataon' olona maro, izay mamakivaky arabe ka manimba izay rehetra sendra azy
Tabataba; fikotankotana; fikorontanana, fikomiana [1.1]
Dérivés 
 
Synonymes kotaka ~ kotakotaka

Entrée rotaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Ilazana ny kibo be, toy ny kibon' ny bevohoka na ny an' ny olona matavy [1.1]
Explications en français Gros ventre [1.3]
Vocabulaire 
Dérivés 
Synonymes rotarota
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31