|
|
|
|

Entrée1  rosianina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Rosia (Eoropa atsinanana sy Azia avaratra): Hatramin' ny taona 1917, ny mpanjaka atao hoe Tsar no nitondra ny Rosianina
4 Momba an' i Rosia, an' i Rosia na avy any Rosia: Misy boky na tantara malagasy efa voadika amin' ny teny rosianina [1.1]
Explications en anglais  5 Russian [3.1]
Explications en français  6 un Russe, une Russe
7 le russe [3.1]
Vocabulaire  8  Géographie: pays, peuples
Autres orthographes  9 rosiana
Analogues  10  rosia, 11  rosia

Mis à jour le 2025/12/08