Entrée | 1 roroha |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara [1.1] |
Explications en français |
4 la panse des animaux ruminants [1.3] |
Exemples |
5 Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina: [2.48] |
Vocabulaire |
6 Zoologie: (en général) |
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot roroha |
Anagrammes | 13 haroro, horora, roroha |
Mis à jour le 2020/07/31 |