Entrée roroha
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara [1.1]
Explications en français La panse des animaux ruminants [1.3]
Exemples Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina: [2.48]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31