|
|
|
|

Entrée1  ronono
Mots élémentaires  2  ro, nono
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby [1.1]
Explications en anglais  5  [ro, sauce.] milk [1.2]
6  milk [1.7]
Explications en français  7  lait [1.8]
Exemples  8  Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470]
9  Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! [2.472]
Vocabulaire  10  Economie: alimentation
Dérivés 
11  Verbes actifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot ronono
Article  22  Randzavola: ronono ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/06/20