Entrée ronono (ro, nono)
Partie du discours nom
Définition malgache Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ro, sauce.] milk [Richardson 1885]
 milk [Hallanger 1973]
Définition française lait [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15]
2Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! [Andraina: Mitaraina, page 161]
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot ronono (4): Ambohidronono, Andronono, Beronono, Soaronono

2017/06/29