Entrée romoromo
Partie du discours nom
Définition malgache Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara: Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy
¶ Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana: Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampiandromoromo [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Citations 

Entrée romoromo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahinn-dromoromo ( aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny ) [Rakotosaona 1972]

2009/09/01