Entrée romborombo
Partie du discours nom
Explications en malgache Rambondrambony na kitsambony amin' ny zavatra tsy voafarana tsara; ambiny mitaritarika na mitarozadrozaka amin' ny taratasy tsy voadidy tsara: Makà hety hanapahana ny romborombony amin' ity lamba ity [1.1]
 Rambodrambony na tsikambony amin'ny zavatra tsy voafarana tsara [1.13]
Explications en français Bavure [1.13]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31